
Nanatanteraka dinikasa teto amin’ny biraon’ny WELIGHT Andraharo, ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, Atoa JEAN-BAPTISTE Olivier, androany 27 Febroary 2025. Fivoriana niarahana tamin’ny delegasiona avy amin’ny orinasa WELIGHT, izay notarihin’ny Tale Jeneraliny, Atoa Romain De VILLENEUVE.