๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป-๐—ท๐—ถ๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐˜†
๐Ÿšฉ ๐‘ป๐‘ถ๐‘ต๐‘ฎ๐‘จ ๐‘จ๐‘ถ ๐‘ป๐‘ถ๐‘จ๐‘ด๐‘จ๐‘บ๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ ๐‘ต๐’€ ๐‘บ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘จ
๐Ÿ†• Mody ventiny ny rano natsakaina. Niainga tao Toamasina ny hariva teo ireo kamiao lehibe mpitatitra solika hamokarana herinaratra ho an’ny Tambazotra Iraisan’Antananarivo. Mbola hisy hafa hanainga ihany koa rahampitso.
โœ… Noho ireo dingana maromaro tsy maintsy arahina amin’ny fampidinana solika dia ny Alatsinainy izao no azo antoka fa hanomboka hihena ny fahatapahan-jiro mifandimby eto Antananarivo sy ny manodidina.
๐ŸŒŒ Hitohy andro sy alina ny fampiakarana ireo solika avy ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ka hahazo ny anjarany ihany koa ireo faritra toa an’i Mahajanga, Toliara ary Antsirabe.
๐Ÿ™ Ankasitrahana ny Fitondram-panjakana izay soloin’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoran’Afo tena, #MEH tsy nandry andro, tsy nandry alina tamin’ny fitadiavana vahaolana.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiรฉe. Les champs obligatoires sont indiquรฉs avec *