Vondron’ireo kaompanian-tsolika eto Madagasikara (GPM) :
Nikaon-doha teto Ampandrianomby
Fifampiresahana sy fitadiavana marimaritra iraisana amin’ny famatsiana solika. Io no nivoitra teto Ampandrianomby androany 04 May 2023 nandritra ny fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Angovo sy Akoranafo Atoa Solo ANDRIAMANAMPISOA sy ireo mpikambana ao anatin’ny Vondron’ireo kaompanian-tsolika eto Madagasikara (Groupement des Pétroliers de Madagascar).

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *