
Nanatrika izany ny Tale Iraisam-paritry ny Angovo sy Akoranafo (DIEH) Antsiranana Atoa FITSARANA Hyacint Hubert, ny solontenan’ny ADER eto Diana, ny Lefitry ny Lehiben’ny Distrikan’ Ambilobe, ny Ben’ny Tanàna lefitra Kaominina Ambanivohitra Beramanja, ny solontenan’ny Fitaleavam-paritry ny mponina, ny WWF, ary ny Filohan’ny Fokontany Ankovana .