Fitsidihan’ Atoa Minisitry ny Angovo sy Akoran’afo ny toerana hananganana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny toha-drano (centrale hydroélectrique) ao amin’ny Fokontany Maromanana Sandradahy, Distrikan’i Fandriana, Faritra Amoron’i Mania.
* Ny orinasa HIER no hanao ny asa
* Famokarana : 5 MW
* Kaominina 6 manodidina no hisitraka mivantana ny herinaratra, anisany : Sandrandahy, Mahazoarivo, Imito, Fiadanana, Alakamisy ary ny JIRAMA Ambositra
Fitokanan’ Atoa Minisitry ny Angovo sy Akoran’afo ny fampidirana herinaratra ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Tsarazaza sy fanitarana ny tambazotra mitondra herinaratra amin’ireo Fokontany manodidina ny Distrikan’i Fandriana
* Mpiara-miombon’antoka : orinasa HIER sy ny USAID
* Famokarana : 600 Kw na 0,6 MW