


Mitohy ny fametrahana jiro eny anaty lalampasika rehetra eto Toamasina. Tontosa omaly ny fanolorana jiro ho an’ny Fokontany roa ao Mangarivotra avaratra.
Izao no midika fa matotra ny fiaraha -miasan’ny filohan’ny Fokotany sy ny Ben’ny tanàna RAKOTONIRINA Nantenaina, Commune Urbaine Toamasina
Hisaorana hatrany ny Ministère de l’Energie et des Hydrocarbures sy ny Jirama Toamasina amin’ny fiarahamiasa