Tetikasa Volobe (Projet Volobe Amont)
Dingana lehibe ho an’ny fampandrosoana ny tetikasa Volobe Amont ny fanatevenan-daharan’ny EDF ho isan’ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny fanatanterahana azy, eo anilan’ny AXIAN sy Africa50. Ity fiaraha-miasa ity dia natao mba hanamafisana ny fahaiza-manao ara-teknika sy ara-bola mikasika ny tetikasa.Ny fifanaovan-tsonia, izay notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ary natrehin’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Atoa Andry RAJOELINA sy ny Filohan’ny Repoblika Frantsay, Atoa Emmanuel MACRON, dia mirakitra ny ny fifanarahana momba ny famolavolana, ny famatsiam-bola, ny fanamboarana ary ny famokarana herinaratra avy amin’ny rano ao Volobe sy ireo fotodrafitrasa mifandraika amin’ny tetikasa.
Nosoniavina tamin’izany koa ny fifanarahana momba ny petrabola vaovao ka : AXIAN Energy sy EDF Renewables dia samy manana 37,5%, raha 25% kosa ny an’ny Africa50. Hanatevin-daharana amin’ny 20% ny petra-bola kosa ny Fanjakana malagasy.
Ny tetikasa dia mandroso amin’ny lafiny samihafa:
—
Cette évolution s’est concrétisée par la signature d’un nouveau pacte d’actionnaires de la Compagnie Générale d’Hydroélectricité de Volobe (CGHV) et d’un avenant à la concession portant sur la conception, le financement, la construction, l’exploitation et, à terme, le transfert de la centrale hydroélectrique de Volobe Amont et de ses infrastructures associées à l’État malagasy. La cérémonie a eu lieu au Palais d’État d’Iavoloha, en présence du Président de la République de Madagascar, Monsieur Andry RAJOELINA et du Président de la République Française, Monsieur Emmanuel MACRON.
Un nouvel accord actionnarial a été signé, modifiant la répartition du capital : AXIAN Energy et EDF Renouvelables détiendront chacun 37,5 %, tandis qu’Africa50 en aura 25 %. L’État malgache rejoindra le consortium à hauteur de 20 % lors de la clôture financière.
Le projet continue de progresser sur plusieurs plans :