ao aorian’ny fandalovan’ity volavolandalana ity teny amin’ny Antenimieram-pirenena dia nahazo ny fankatoavana tamin’ny Antenimieran-doholona ny zoma 16 desambra 2022 (12″56) ny Volavolandalana 018/2022 momba ny findramam-bola tamin’ny Exhim Bank Korea.
Tafiditra ao amin’ilay tetikasa hanamafisana ny tambazotra mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina ity tetikasa PRIRTEM I ity.
Afaka misitraka an’i Volobe Antananarivo sy an’Andekaleka i Toamasina.
Mitentina 55 898 000 USD ny tetikasa ary 40 taona ny amerenana azy, 15 taona fanalefahana na periode de grace amin’ny fanefana azy raha 0,05% ny zanabola.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *