
Izao dia fiaraha-miasan’ny Ministeran’ny Angovo sy Akoranafo (MEH) amin’ny alalan’ny Fitaleavana misahana ny fampiroboroboana ny « éthanol » sy ny Angovo azo avy amin’ny Akora Biolojika (DPEBIO), ny Faritra Anosy , ny MadAvance ,ary ny SaniTap. Nitarika ny Delegasiona nitsidika, ny Governoran’ny Faritra Anosy Rtoa RAKOTOVELOMANANTSOA Voahary.