Rano :
Mahaleotena Ankatso I sy ny manodidina

Natolotra androany 27 Desambra 2023, ny lavadrano izay hahafahana misitraka rano fisotro madio ho an’ny mpianatra eny Ankatso I sy ny mponina manodidina hatreny Andohanimandroseza.

Izao no tanteraka, dia noho ny fiaraha-miasa eo amin’ny MEH, MEAH, MESUPRES ary ny JIRAMA.