
Ho raisin’ny Fanjakana Malagasy an-tanana ny haba sy ny hetra ary ny tataon-ketra ao anatin’ny fifanarahana findramam-bola « EDCFnLoan Agrement N° MDG-3 » amin’ny EXIM Bank any Corée, ho fanatanterahana ny Tetikasa PRIRTEM 1 (Projet de Renforcement et d’Interconnexion des Réseaux de Transport d’Energie électrique à Madagascar).