
Taorian’ny fihaonambe
#M300 tany Dar Es Salaam, Tanzanie ny 27 sy 28 Janoary lasa teo, izay nanaovan-tsonia ny fifanarahana amin’ny angovo, na « Pacte National Energétique » ho an’i Madagasikara, dia, nifamotoana teto amin’ny Hôtel Carlton Anosy androany voalohan’ny volana Aprily 2025, ny Delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoranafo (
#MEH), ireo solontenan’ny mpiara-miombon’antoka, ny sehatra tsy miankina ary ireo mpisehatra amin’ny tontolon’ny Angovo.