Fiaraha-miasa amin’ny ONUDI
➡️ Ampandrianomby, 15 Febroary 2024 : Nitsidika ara-pomba fanajana an’ny Minisitry ny Angovo sy Akoranafo (MEH) Atoa JEAN BAPTISTE Olivier, ny Delegasionan’ ny Rafitry ny Firenena Mikambana ho an’ny Fampandrosoana ny Indostria (ONUDI) izay notarihin’ny Solontenany eto Madagasikara Rtoa RAKOTONDRAZAFY ANDRIATAHINA Vola .
✅ Fihaonana izay nifantoka bebe kokoa amin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny MEH sy ny ONUDI ary ny paikady hoentina hanatsarana ny sehatry ny Angovo, amin’ny alalan’ireo tetikasa maro, anisany ny angovo azo avaozina.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *