MEH – BLUE OCEAN ENERGY GROUP CO LTD

Noraisin’Atoa  Ministry ny Angovo sy ny Akoranafo Andry RAMAROSON  teny Ampandrianomby ireo mpandraharaha Sinoa avy amin’ny orinasa BLUE OCEAN ENERGY GROUP  CO LTD. Noresahina nandritra ny fihaonana ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny Angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro mba ho fampiroboroboana ny Angovo azo havaozina eto Madagasikara.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *