Fiaraha-miasa :
Manohana antsika i Ejipta
⭐Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana an’ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo Atoa JEAN-BAPTISTE Olivier , teto amin’ny biraony teto Ampandrianomby , androany 9 Avrily 2024 , ny Masoivohon’i Ejipta miasa sy monina eto Madagasikara , SEM Rabab ABDELHADI .
💡Dinika sy fifanakalozana eo amin’ny fanatsarana ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny angovo no niompanan’ny fihaonan’ny roa tonta .
✅Vonona ary manohana ny tetikasan’ny Fitondram-panjakana Malagasy eo amin’ny sehatry ny angovo ry zareo Ejiptiana, izay anisany mitana ny laharana voalohany eto Afrika amin’ny famokarana angovo.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *