Mandritsara :
#️⃣ Mametraka ireo milina mpihary herinaratra roa, tonga androany ao Mandritsara ireo teknisian’ny JIRAMA amin’izao fotoana izao.
▶️ Manana tanjaka 500 KVA sy 400 KW ireto milina roa ireto. Tanjona ny hampitombo ny vokatra, hanomezana fahafaham-po ho an’ireo mpanjifa.
⭐ Mirary fety sambatra ho an’ny vahoaka Malagasy
📸 Sary : JIRAMA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *