Fitokanana ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny toha-drano manana tanjaka 1,6 MW ao Andriamamovoka, ao amin’ny Kaominina ambanivohitra Sahatona, Distrika Ambohimahasoa, Faritra Matsiatra Ambony
➡️ Mamatsy jiro Kaominina 3 : Sahatona, Vohiposa ary Camp Robin. Misitraka an’izany koa ny tambazotran’ny JIRAMA ao Fianarantsoa.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *