
Anisany nanatrika ny fivorian-kasa niarahana tamin’ireo PTF androany, ny solontenan’ny Banky Iraisam-pirenena, ny avy amin’ny « Fonds conjoint des Nations Unies » (SDG Fund), ny avy amin’ny SE for All, ny avy amin’ny GIZ, ary ny avy amin’ny Vondrona Afrikana.