Hazavao ny elakelan-trano
Antsirabe mamiratra
➡️ Ravo ny mponina ao amin’ny Fokontany Marodita, Antsirabe I, sy ireo mpianatra ao amin’ny Sekoly Miaramila ENSOA.
#️⃣ Mazava ny elakelan-trano, taorian’ny fametahana jiro « Cobra » miisa 20 androany 31 Janoary 2024 teto Marodita. Jiro 20 ihany koa no napetaka tao amin’ny ENSOA.
🇲🇬 Nifanotrona tamin’izany ny Talen’ny Kabinetra eto amin’ny Ministeran’ny Angovo sy Akoranafo (MEH) Atoa Odon Marius RANDRIANAINA, ny Governoran’ny Faritra, ny « Préfet », ny solontena avy amin’ny JIRAMA ary ireo sefom-pokontany manodidina.
✅ Hazavana ho an’ny rehetra, ary fanamafisana ny ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *