Hazavao ny elakelan-trano ao Sambava
➡️ Ravo ny mponina ao Antanifotsy II. Tonga ao Sambava ny tetikasa Hazavao ny elakelan-trano. Nisolo tena an’Atoa Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, ny Talen’ny Kabinetra, Atoa RANDRIANAINA Odon Marius. Nanotrona ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana sady Minisitra mpiahy ny Faritra SAVA Atoa TOKELY Justin ary ny Ben’ny Tanàna, androany 6 Avrily 2024.
✅️ Izao dia tafiditra indrindra amin’ny fitsinjovana ny maha-olona, sy fitondrana anjara biriky amin’ny fitandroana ny fandriam-pahalemana.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *