
Nisolo tena ny Fanjakana Malagasy ny Minisitry ny Toekarena sy Fitantanam-bola, Rtoa RABARINIRINARISON Rindra Hasimbelo, Ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo ; Atoa JEAN-BATISTE Olivier, ny Minisitry ny Tontolo IUainana sy Fampandrosoana Lovainjafy, Atoa FONTAINE Max Andonirina, ary ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, Atoa ANDRIANAMELASOA Lalaina.