[REQ_ERR: OPERATION_TIMEDOUT] [KTrafficClient] Something is wrong. Enable debug mode to see the reason.
Faritra Boeny - Ministère de l'Energie et des Hydrocarbures
Ministère de l'Énergie et des Hydrocarbures
Faritra Boeny
Faritra Boeny
Fanokafana ny taom-pambolen-kazo
Tontosa androany 10 Janoary 2025 ny fanokafana ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2025, eto amin’ny Faritra Boeny. Teny filamatra ny : « Madagasikara rakotr’ala no tanjona ». Nikarakara ny Fitaleavana Iraisam-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy eto Boeny sy Betsiboka.
Anisan’ny nandray anjara mavitrika, ny Delegasiona avy amin’ny Fitaleavana Iraisam-paritry ny Angovo sy ny Akoranafo eto Mahajanga, notarihin-dRtoa DIEH VAVIZARA Sylvie. Zava-dehibe ho an’ny famokarana angovo, ny fambolen-kazo eto Madagasikara.