
Ny Ordonnance 75-024 dia tsy manankery intsony araka ny Lalàna 2014-014 (Andininy faha-19 sy faha-21), fa ny mpiasa dia mbola afaka manolotra fanitsiana amin’izay andininy mila amboarina amin’ny Sata Vaovao. Hisy komity hiombonana avy amin’ny Fiadidiana ny Repoblika, ny Minisiteran’ny Angovo sy Akoranafo (
#MEH), ny Ministeran’ny Toekarena sy Fitantanam-bola (
#MEF), solontenan’ny mpiasa handinika sy hanolotra ny fanovana