Izao volana aprily izao no fampiharana fahaefatra ny fiovan’ny vidin-tsolika izay faritan’ny didim-panjakana laharana 2025-045 tamin’ny 17 janoary 2025.
Toy izao ny vidin-tsolika vaovao mihatra manomboka ny 05 aprily 2025 :
 Supercarburant 95 : 5.320 Ar/l, tsy niova ny vidiny
 Gazoala : 4.970 Ar/l, tsy niova ny vidiny
 Solika fandrehitra na ny Pétrole Lampant : 3030 Ar/l nahitana fiakarana + 200 Ar/l
🚑 Tsara marihana fa ho an’ireo toby mpaninjara solika izay any amin’ny toerana mihoatra ny 15 kilometratra miala ny toby fitahirizan-tsolika, dia misy ny saram-pitanterana fanampiny izay mihatra amin’ny vidin-tsolika.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *