Famatsiana herinaratra :➡️ Mila manampy solika ho vahaolana▶️ Ririnina ny andro, main-tany izao. Tsy ampy ny rano, ho an’ireo tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny rano toy ny ao Andekaleka sy ny ao Mandraka ohatra. Ny fiovaovan’ny toetr’andro maneran-tany (changement climatique) no mahatonga izany.➡️ Vahaolana ny fanampiana solika mavesatra hanodinana ireo milina mpihary herinaratra (production thermique).#️⃣ Araho ny fanadihadiana sy ny fanazavana

VIDEO

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *