Elakelan-trano mazava
Nitohy androany 11 Aprily 2023, ny fametahana ireo jiro manazava ireo elakelan-trano tany Antsiranana. Nisitraka izany ny ao amin’ny Fokontany : Manongalaza « secteur 1 », Maromagniry CR Antanamitaragna, Villa JJ CR Antamitaragna.
Faly sy ravo ny manam-pahefana sy vahoaka nahazo hazavana.
Mbola hitohy amin’ity herinandro ity ny fametahana ireo jiro.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *