
Notanterahina tao Ambovombe-Androy ny 21 febroary 2025 lasa teo ny atrikasa famaranana izay notarihin’i Talen’ny Kabinetra avy ao amin’ny faritra Androy, niarahana tamin’ireo mpiara-miombon’antoka teto an-toerana : ADER, FONDEM, FIMIFA, sy ireo solontenan’ny mpisitraka avy amin’ny kaominina, ireo mpitantana sady mpamatsy herinaratra ary ny mpandraharaha nahazo fanohanana (UPE).