COP 28
Sehatry ny Angovo miady amin’ny fiovaovan’ny toetrandro
Dubaï 30 Novambra- 12 Desambra 2023
Nisongadina nandritra ny famelabelaran-kevitra izay nandraisantsika Malagasy anjara, ny ezaka atao sy ny dingana vita eo amin’ny sehatry ny famokarana angovo. Amin’izao fotoana izao, miroso amin’ny fampiroboroboana ny fampiasana angovo azo avaozina i Madagasikara, izay vahaolana anisan’ny mahomby indrindra hampihenana ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetrandro.
Tanjona amin’ny taona 2030 : 85% amin’ny angovo vokarina eto Madagasikara dia angovo azo avaozina amin’ny alalan’ny fifamenoana eo amin’ny akora fototra (mix de production énergétique), ohatra ny rano sy ny masoandro.
« Madagasikara miady ho an’ny taranaka, amin’ny fiovaovan’ny toetrandro «
Madagascar à la COP 28
Secteur Energie : lutte contre le changement climatique
Dubaï 30 Novembre – 12 Décembre 2023
Madagascar, fier de ses progrès dans la lutte contre le changement climatique. Les efforts déployés et les étapes franchies sont mis en lumière, mettant en avant l’exploitation croissante des énergies renouvelables.
Actuellement, Madagascar est en route vers la transition énergétique, et vise 85% d’énergie renouvelable dans son mix de production énergétique d’ici 2030, illustrant ainsi un engagement fort envers un avenir durable.
Le thème « Madagascar, engagé dans la lutte contre le changement climatique pour les générations futures, » résonne comme un appel à l’action mondiale.