
#️⃣ « Jiro mora, malaky ». Haravoana ny an’ireo mpanjifa vaovao, misitraka herinaratra, amin’ny alalan’ny tetikasa « Branchement Mora » any Fianarantsoa. Miisa 400 hatreto ireo fisoratana anarana efa voaloa sarany (devis). Mitotaly 5.400 ny vina amin’ny isan’ireo hisitraka jiro amin’ny alalan’ny tetikasa.

