Natomboka ny « Branchement Mora » ao Fenerive Est
✅« Jiro mora, malaky ». Natomboka androany Zoma 29 Septambra 2023 ny fampisitrahana jiro, amin’ny alalan’ny tetikasa « Branchement Mora » ao Fenerive Est.
▶️Hafaliana ny an’ireo vahoaka nisaotra ny solontenam-panjakana sy ny tompon’andraikitra eo anivon’ny JIRAMA tonga teto an-toerana.
➡️Tsiahivina fa tsotra ny hahazoana ny jiro : fisoratana anarana eny amin’ny Fokontany, ary fandoavana ny sarany 30.000 Ar any amin’ny masoivohon’ny Jirama akaiky indrindra.
💡« Angovo ho an’ny daholobe »💡
📸 Sary: JIRAMA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *