✳️ ASIEF
🥈 Mamiratra ny ekipan’ny MEH
✅️ Mahavelombolo tanteraka ny vokatra azon’ny solontenan’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoranafo (#MEH) amin’ny fifaninanana ara-panatanjahantena, karakarain’ny #ASIEF any Mahajanga izao.
➡️ Toy izao indray ny vaovao farany momba ny vokatra vonjimaika :
🏃♂ Hazakazaka – 500 m :
🥈 Atoa Hery – Laharana faharoa, nahazo medaly volafotsy
🏃♂ Hazakazaka – 60 m :
🥉 Atoa Hery – Laharana fahatelo, nahazo medaly alimo
🚴 Bisikileta (VTT) – Sokajy S1 :
🥈 Atoa Patricien – Laharana faharoa, Nahazo medaly volafotsy
🥉 Atoa Freddy – Laharana fahatelo, nahazo medaly alimo
🚴 Bisikileta (VTT) – Catégorie Jeunes :
🥈 Atoa Mamitiana (#OMH) – Laharana faharoa, nahazo medaly volafotsy
⚽ Baolina kitra :
Tafita amin’ny lalao ampahefadalana ny MEH. Izany dia hatao anio amin’ny 11 ora izay hifanindranan’ny MEH # MEN.
#AlefaMEH