Tontosa ny Alakamisy 08 Desambra 2022 ny atrikasa fandalinana sy fifampizarana mahakasika ny toekarena ara-politikan’ny fanavaozana ny sehatry ny angovo . Ny ARCEB no tetikasa entina manatanteraka izany . Noho izany dia nisy ny atrikasa fampahafantarana ny vokatry ny fanadihadiana sy ny tolo-kevitra entina hanampiana ireo tompon’andraiki-panjakana sy mpisehatra amin’ny fampandrosoana eto Madagasikara ary indrindra ny sehatry ny angovo . Famakafakana lalina ny olana manakana ny fivoaran’ny sehatry ny herinaratra sy ny fanamarihana momba ny politika sy fanavaozana ny sehatry ny herinaratra no votoatin-dresaka tamin’izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *