
Izao no fotoana hirosoan’i Madagasikara amin’ny fiovana, ampiasana angovo azo avaozina sy madio (transition énergétique). Distrika miisa 32 manerana ny

Nosy no hananganana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro (parc solaire) . « Hybridation » na fampiarahana ny « centrales thermiques » amin’ny « centrales solaires » no hatao.