
Hatreto dia ny angon-toro avy amin’ny Faritra Menabe sy Faritra Atsimo Andrefana no efa am-pelantanan’ny mpiandraikitra, ka hisy ny fiaraha-mientana eo amin’ny Ministera sy ny sehatra tsy miankina ary ny mpamatsy vola ho fanatanterahana ny angona ho an’ny Faritra hafa .