Tetikasa 105 MW Ambohimanambola
▪️Hanampy tanjaka amin’ny famatsiana herinaratra ny Tambazotra Iraisan’ Antananarivo (RIA)
▪️Hitombo ny isan’ny ireo misitraka hazavana
▪️Famatsiam-bola an’ny Fanjakana Malagasy ho fitsinjovana ny vahoaka
✅ Efa tonga ao Toamasina ireo milina (blocs moteurs) miisa 7
➡️ Miroso amin’ny dingana famaranana ny asa

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *