[REQ_ERR: COULDNT_CONNECT] [KTrafficClient] Something is wrong. Enable debug mode to see the reason.
105 MW-Ambohimanambola - Ministère de l'Energie et des Hydrocarbures
Ministère de l'Énergie et des Hydrocarbures
105 MW-Ambohimanambola
105 MW-Ambohimanambola :
Tonga ao Toamasina ireo milina
Tonga eto Toamasina ankehitriny ny entana nafarana. Tsy ho ela dia hakarina hihazo an’Antananarivo, ireo milina mpihary herinaratra miisa 7 ho an’ny fanitarana ny tobim-pamokarana herinaratra ao Ambohimanambola.
Tsiahivina fa manana tanjaka 15 MW isanisany izy ireo, ka hanome totaliny 105 MW. Tanjona ny hanampiana sy hanatsarana ny kalitaon’ny famatsiana herinaratra amin’ny Tambazotra Iraisan’Antananarivo (RIA).
Famatsiam-bolan’ny Fitondram-panjakana Malagasy no hanatanterahana manontolo ny asa fananganana. Vinavinaina amin’ity taona ity ny fahavitan’ny asa araka ny voalazan’ny teknisianina.