
Solontenam-panjakana nanatontosa ny asa famaritana, ny Tale Iraisam-paritry ny Angovo sy ny Akoranafo mpisolo toerana (
#DIEH p.i.) Fianarantsoa, Atoa JOANY Randriamanantena Lucien, sy ireo tompon’andraikitra maro isan-tsokajiny : Ben’ny Tanàna, Solontenan’ny Fananan-tany, Ny
#BIF (Birao Ifoton’ny Fananan-tany) ary ny Sefo Fokontany.