
Ny Tambazotra Iraisan’Antananarivo na « Réseaux Interconnectés d’Antananarivo » (
#RIA) no hisitraka ny famatsiana herinaratra ho vokarina eny, izany hoe: Moramanga, Ambatolampy, Antsirabe, ny Faritra Itasy, ary mazava ho azy Antananarivo sy ny manodidina.