
Nijery ireo fotodrafitrasa famatsiana herinaratra, « Système hybride », manana tanjaka 35,6 kWc ao amin’ny Hopitaly ao Faradofay, ao anatin’ny fandaharan’asa «
#Solar4Health« . Nitsidika ihany koa ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro manana tanjaka 3 500 Wc, natsangana ho fanampiana ny fikambanan’ireo mpiompy tantely.