Fitsidihan’ Atoa Minisitry ny Angovo sy Akoran’afo ny toerana hananganana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny toha-drano (centrale hydroélectrique) ao amin’ny Fokontany Maromanana Sandradahy, Distrikan’i Fandriana, Faritra Amoron’i Mania.* Ny orinasa HIER no hanao ny asa
* Famokarana : 5 MW
* Kaominina 6 manodidina no hisitraka mivantana ny herinaratra, anisany : Sandrandahy, Mahazoarivo, Imito, Fiadanana, Alakamisy ary ny JIRAMA Ambositra
* Mpiara-miombon’antoka : orinasa HIER sy ny USAID
* Famokarana : 600 Kw na 0,6 MW