饾棝饾棶饾槆饾棶饾槂饾棶饾椈饾棶 饾椀饾椉 饾棶饾椈’饾椈饾槅 饾椏饾棽饾椀饾棽饾榿饾椏饾棶馃挕馃挕
Mitohy ny fametrahana jiro eny anaty lalampasika rehetra eto Toamasina. Tontosa omaly ny fanolorana jiro ho an’ny Fokontany roa ao Mangarivotra avaratra.
Izao no midika fa matotra ny fiaraha -miasan’ny filohan’ny Fokotany sy ny Ben’ny tan脿na RAKOTONIRINA Nantenaina, Commune Urbaine Toamasina
Hisaorana hatrany ny Minist猫re de l’Energie et des Hydrocarbures sy ny Jirama Toamasina amin’ny fiarahamiasa

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publi茅e. Les champs obligatoires sont indiqu茅s avec *