🏥 Tetikasa famatsiana herinaratra amina CSB miisa 501
👉 FANTATRAO VE FA ?
🎯 Tratra ny tanjona :
⚡ Zava-dehibe ny fisiana herinaratra amin’ny toeram-pitsaboana. Miisa 501 izao ireo #CSB misitraka herinaratra azo avy amin’ny masoandro 🌞 ao anaty fanatanterahana ny Tetikasa #LEAD miaraka amin’ny Banky Iraisam-pirenena (#BanqueMondiale). Laharam-pahamehana ireo CSB izay tena saro-dalana sy lavi-toerana.
✳️ Tombontsoa :
💡 Afaka mampiasa hazavana tsy tapaka ireo mpitsabo
💉 Mihatsatra kokoa ny fomba fitahirizana ny vaksiny sy fanafody
🩺 Azo antoka ny fahadiovan’ny fitaovana fitsaboana
🏥 Mihatsara ny tolotra ara-pahasalamana
✴️ Vina manaraka ny fampidirana herinaratra avy amin’ny masoandro 🌞, amina CSB miisa 1.000 hafa, ao anatin’ny Tetikasa #DECIM
#AngovoAzoHavaozina
#MEH