
Tanjaka : 140 MW

Famokarana isan-taona : 900 GWh

Hampidirina amin’ny tambazotra iraisana (Réseau Interconnecté) ny herinaratra vokarina

Toerana hananganana ny fotodrafitrasa : Distrikan’i Ambatofinandrahana, Faritra Amoron’Imania

Famatsiana herinaratra : Olona eo amin’ny 400.000 na tokantrano 70.000 no hahazo tombony amin’ny fahazoana herinaratra

Famoronana asa : eo anelanelan’ny 2.000 sy 3.000 asa mivantana sy ankolaka ho azo amin’ny alalan’ny tetikasa