Angovo azo havaozina
TETIKASA ANTETEZAMBATO
💦💧 Fananganana tobim-pamokarana herinaratra mandeha avy amin’ny rian-drano
▶ Tanjaka : 140 MW
▶ Famokarana isan-taona : 900 GWh
▶ Hampidirina amin’ny tambazotra iraisana (Réseau Interconnecté) ny herinaratra vokarina
▶ Toerana hananganana ny fotodrafitrasa : Distrikan’i Ambatofinandrahana, Faritra Amoron’Imania
▶ Famatsiana herinaratra : Olona eo amin’ny 400.000 na tokantrano 70.000 no hahazo tombony amin’ny fahazoana herinaratra
▶ Famoronana asa : eo anelanelan’ny 2.000 sy 3.000 asa mivantana sy ankolaka ho azo amin’ny alalan’ny tetikasa
🤝🏼 Mikasika ny famatsiam-bola :
✳️ Famatsiam-bola any ho any @ 650.000 Euros no ilaina hanaovana ny lafiny fanadihadiana ary 314.000.000 Euros no hananganana ny fotodrafitrasa
✴️ 0.035 Euros any ho any no ho sandan’ny 1kWh raha ny Fanjakana no mamatsy vola io fotodrafitrasa io (amin’ny alalan’ny findramam-bola « concessionnel » na « semi-concessionnel »)

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *