Angovo azo havaozina

TETIKASA VOLOBE AMONT

Fananganana tobim-pamokarana herinaratra mandeha avy amin’ny rian-drano

Tanjaka : 121 MW

Famokarana isan-taona : 750 GWh

Toerana hananganana ny fotodrafitrasa : Kaominina ambanivohitr’i Ambodilazana, Distrikan’i Toamasina II, faritra Atsinanana

Famatsiana herinaratra: Olona eo amin’ny 2 tapitrisa, na tokantrano 360.000, no hahazo tombony amin’ny fahazoana herinaratra

Famoronana asa : eo anelanelan’ny 1.000 sy 1.500 asa mivantana sy ankolaka ho azo amin’ny alalan’ny tetikasa

Mikasika ny fifanarahana :

Fanalavana ny fe-potoana hamaranana ny lafiny famatsiam-bola (bouclage financier) hatramin’ny 30 jona 2026

Fizàrana ny renivola ho toa izao :
– 37,5% an’ny NEA Volobe (mpikambana ao amin’ny vondrona Axian)
– 37,5% an’ny EDF Renouvelables International
– 25% an’ny Africa50

Fidiran’ny Fanjaka Malagasy amin’ny datin’ny famaranana ny fifanarahana ara-bola

Ny fandraisan’anjara :
* 20% ho an’ny Fonds Souverain Malagasy S.A.
* 30% ho an’ny NEA Volobe
* 30% ho an’ny EDF Renouvelables International
* 20% ho an’ny Africa50