
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 2 Jona 2025 teny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fankalazana ny faha-65 niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara sy ny nijoroan’ny Foloalindahy. Nandray anjara feno tamin’ny hetsika ny Delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Angovo sy Akoranafo , notarihin’ny Minisitra , Atoa JEAN-BAPTISTE Olivier.