
Ho raisin’ny Fanjakana Malagasy an-tanana ny fandoavana ny hetra sy ny haban-tseranana amin’ny fanafarana ireo takela-masoandro (panneaux photovoltaïques) ametrahana ireo

jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ho an’ny Kaominina Andrenivohitra Nosy Be.