Malagasy mandray vahiny
🧹 Asa fanadiovana faobe
✳️ Fanomanana ny Fivoriamben’ny Firenena mpikambana amin’ny SADC, hatao eto amintsika manomboka ny herinandro ho avy io
👉 Nandray anjara mavitrika tamin’ny fanadiovana faobe, androany 1 Aogositra 2025, teny Ankadimbahoaka hatreny amin’ny By pass, ny fianakaviamben’ny mpiasan’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoranafo (#MEH), niaraka tamin’ireo Rantsamangaika (#JIRAMA, #OMH, #ORE, #ADER), sy ireo Tetikasa
✴️ Reharehantsika Malagasy sy mampalaza antsika maneran-tany ny fahaizana mandray vahiny

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *