
Nandray anjara mavitrika tamin’ny fanadiovana faobe, androany 1 Aogositra 2025, teny Ankadimbahoaka hatreny amin’ny By pass, ny fianakaviamben’ny mpiasan’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoranafo (
#MEH), niaraka tamin’ireo Rantsamangaika (
#JIRAMA,
#OMH,
#ORE,
#ADER), sy ireo Tetikasa