饾悈饾悇饾悕饾悗饾悁饾悜饾悎饾悤饾悗 饾悁饾悡饾悞饾悎饾悕饾悁饾悕饾悁饾悕饾悁
Ao anatin鈥檔y ezaka ataon鈥檔y JIRAMA amin鈥檔y fampisitrahana herinaratra ny rehetra ny fanitarana ny tambazotra mpitsinjara herinaratra. Nohon鈥檔y fanohanan鈥檔y Banky Iraisampirenena, amin鈥檔y alalan鈥檔y tetik鈥檃sa LEAD (Least-coast Electricity Access Development), dia isan鈥檌reo nisitraka izany ny fokontany Antsikafoka, Sahorana ary Ampasipotsy izay samy ao Fenoarivo Antsinanana. Ireto toerana ireto izay mbola tsy nifandray tamin鈥檔y tambazotran鈥檔y JIRAMA.
Efa tonga any an-toerana ny herinaratra: andrin-jiro miisa 162 no natsatoka, 3.768km ny zotra BT, 7.99km ny MT ary vata mpanova herinaratra miisa telo izay manana tanjaka 370kva.
Anatin鈥檔y fanentanana ny mponina hametraka ireo antotan-taratasy fangatahana fampidirana jiro izahay amin鈥檌zao fotoana izao. Hitohy any amin鈥檔y faritra hafa ny tetik鈥檃sa fanitarana ny tambazotra.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publi茅e. Les champs obligatoires sont indiqu茅s avec *